-
2 Tantara 7:21, 22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Ary ho lasa korontam-bato mivangongo ity trano ity. Ho gaga izay rehetra mandalo eo,+ dia hiteny hoe: ‘Fa naninona àry no dia nataon’i Jehovah hoatr’izao ity tany ity sy ity trano ity?’+ 22 Dia hisy hilaza hoe: ‘Satria ry zareo niala tamin’i Jehovah+ Andriamanitry ny razambeny, izay nitondra azy ireo nivoaka avy tany Ejipta,+ ary maimaika erỳ nanaraka andriamani-kafa ka niankohoka teo anatrehan’ireny sady nanompo azy.+ Izany no nahatonga Azy hamely an-dry zareo tamin’izao loza rehetra izao.’”+
-