2 Tantara 3:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia nanamboatra an’ilay efitra* atao hoe Masina Indrindra izy.+ Nirefy 20 hakiho mitovy amin’ny sakan’ilay trano ny lavany, ary 20 hakiho koa ny sakany. Norakofany volamena tena tsara nilanja 600 talenta* ilay izy.+ Ezekiela 41:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia norefesiny ilay efitra teo anoloan’ny Masina, ka 20 hakiho ny lavany, ary 20 hakiho koa ny sakany.+ Ary hoy izy tamiko: “Ato no Masina Indrindra.”+
8 Dia nanamboatra an’ilay efitra* atao hoe Masina Indrindra izy.+ Nirefy 20 hakiho mitovy amin’ny sakan’ilay trano ny lavany, ary 20 hakiho koa ny sakany. Norakofany volamena tena tsara nilanja 600 talenta* ilay izy.+
4 Dia norefesiny ilay efitra teo anoloan’ny Masina, ka 20 hakiho ny lavany, ary 20 hakiho koa ny sakany.+ Ary hoy izy tamiko: “Ato no Masina Indrindra.”+