FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 6:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Nasiana sary sokitra kerobima+ sy hazo palmie+ ary voninkazo mamelana+ ny rindrin’ilay trano manontolo, dia ilay efitra anatiny sy ilay efitra ivelany.

  • 1 Mpanjaka 7:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Nasiany sary sokitra kerobima sy liona ary hazo palmie teny amin’izay nisy malalaka, teo amin’ireo takelaka sy ny sisiny manodidina an’ireo takelaka. Nasiany haingonkaingony nivohitra sady nitohitohy koa manodidina.+

  • 2 Tantara 3:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia norakofany volamena ny trano,+ ny hazo mitondra ny tafo, ny tokonana, ny rindrina, ary ny varavarana. Ary nasiany sarina kerobima voasokitra teny amin’ny rindrina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara