FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 40:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nankeo amin’ilay vavahady mitodika miantsinanana+ ilay lehilahy, ary niakatra teo amin’ny tohatohatr’ilay vavahady. Ary norefesiny ny tokonana iray tamin’ilay vavahady, ka nirefy bararata iray ny sakany. Nirefy bararata iray koa ny sakan’ilay tokonana iray.

  • Ezekiela 42:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Rehefa avy nandrefy an’ilay tempoly manontolo* ilay lehilahy, dia nentiny nivoaka tamin’ilay vavahady mitodika miantsinanana aho.+ Ary norefesiny ilay faritra manontolo.

  • Ezekiela 44:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Nentin’ilay lehilahy niverina teo amin’ny vavahadin’ny toerana masina aho, izany hoe ilay vavahady ivelany mitodika miantsinanana,+ kanjo nihidy ilay izy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara