-
Ezekiela 8:3Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Dia nisy hoatran’ny tanana natsotrany ka noraisiny tamin’ny volon-dohako aho. Tao anatin’ilay fahitana avy tamin’Andriamanitra, dia nentin’ny fanahy ho eo anelanelan’ny tany sy ny lanitra aho, ka nentiny tany Jerosalema, nankeo amin’ny fidirana amin’ilay vavahady anatiny+ mitodika mianavaratra. Teo no nisy an’ilay sampy* mahatonga an’Andriamanitra ho saro-piaro.+
-