FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 93:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Tena azo atokisana ny fampahatsiahivanao.+

      Mandravaka* foana ny tranonao ny fahamasinana,+ Jehovah ô!

  • Ezekiela 40:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Nentin’Andriamanitra tany amin’ny tanin’ny Israely aho, tao anatin’ny fahitana. Dia napetrany teo an-tampon’ny tendrombohitra iray tena avo be aho.+ Ary nisy toy ny tanàna teo amin’izy io, teo atsimo.

  • Ezekiela 42:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Norefesiny daholo ireo ilany efatra. Nisy manda nanodidina an’ilay faritra nisy ny tempoly,+ mba hanasarahana ny faritra masina sy ny azon’ny vahoaka aleha. Indimanjaton’ny bararata ny lavan’ilay manda,+ ary indimanjaton’ny bararata ny sakany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara