Ezekiela 43:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia hitako tonga avy any atsinanana ny voninahitr’ilay Andriamanitry ny Israely.+ Toy ny feon’ny rano be misasasasa ny feony,+ ary lasa nazava be ny tany satria tratran’ny hazavan’ny voninahiny.+
2 Dia hitako tonga avy any atsinanana ny voninahitr’ilay Andriamanitry ny Israely.+ Toy ny feon’ny rano be misasasasa ny feony,+ ary lasa nazava be ny tany satria tratran’ny hazavan’ny voninahiny.+