Deoteronomia 32:51 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 51 Nivadika tamiko teo imason’ny Israelita mantsy ianareo roa lahy, teo amin’ilay rano tao Meriba+ any Kadesy, tany an-tany efitr’i Zina, sady tsy nanamasina ahy teo anatrehan’ny vahoakan’Israely.+
51 Nivadika tamiko teo imason’ny Israelita mantsy ianareo roa lahy, teo amin’ilay rano tao Meriba+ any Kadesy, tany an-tany efitr’i Zina, sady tsy nanamasina ahy teo anatrehan’ny vahoakan’Israely.+