2 Tantara 36:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Dia nodorany ny tranon’ilay tena Andriamanitra,+ ary noravany ny mandan’i Jerosalema.+ Nodorany koa ny tilikambo voaro mafy rehetra teo aminy, ary nopotehiny ny zava-tsarobidy rehetra.+ Fitomaniana 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Nalain’ny fahavalo ny zava-tsarobidiny rehetra.+ Fa hitany niditra tao amin’ny toerany masina+ ireo firenena,Dia ireo noraranao tsy ho anisan’ny fiangonanao.
19 Dia nodorany ny tranon’ilay tena Andriamanitra,+ ary noravany ny mandan’i Jerosalema.+ Nodorany koa ny tilikambo voaro mafy rehetra teo aminy, ary nopotehiny ny zava-tsarobidy rehetra.+
10 Nalain’ny fahavalo ny zava-tsarobidiny rehetra.+ Fa hitany niditra tao amin’ny toerany masina+ ireo firenena,Dia ireo noraranao tsy ho anisan’ny fiangonanao.