FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Amin’izay rehefa mandalo hamely an’ireo Ejipsianina i Jehovah ka mahita ny ra eo amin’ny tataom-baravarana sy ny tolàna roa, dia holalovan’i Jehovah fotsiny ilay varavarana, ka tsy havelany hiditra ao an-tranonareo ny loza mahafaty.*+

  • Josoa 2:17-19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia hoy izy ireo tamin’ilay vehivavy: “Hohajainay ilay fianianana nampanaovinao anay,+ 18 raha afatotrao eo am-baravarankely ity tady mena midorehitra hampidinanao anay ity, rehefa miditra eto amin’ity tany ity izahay. Dia vorio ao an-tranonao ny rainao, ny reninao, ny anadahinao, ary ny ankohonan-drainao manontolo.+ 19 Izay mivoaka any ivelan’ny varavaran’ny tranonao, dia izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany, ary tsy hanan-tsiny izahay. Fa raha misy manjo* an’izay mijanona miaraka aminao ao an-trano kosa, dia izahay no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.

  • Apokalypsy 9:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nilazana izy ireo hoe: “Aza simbana ny zavamaniry amin’ny tany na ny ahi-maitso na ny hazo, fa ny olona tsy manana ny tombo-kasen’Andriamanitra eo amin’ny handriny ihany asiana.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara