FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 29:3, 4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Heno eny ambonin’ny rano ny feon’i Jehovah;

      Mikotrokotroka ny feon’ilay Andriamanitra be voninahitra.+

      Eny ambonin’ny rano be i Jehovah.+

       4 Mahery ny feon’i Jehovah;+

      Be voninahitra ny feon’i Jehovah.

  • Ezekiela 1:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Hoatran’ny feon’ny rano be misasasasa ny fahenoako ny feon’ny elany, hoatran’ny feon’Ilay Mahery Indrindra.+ Rehefa nandeha izy ireo, dia toy ny feon’ny tafika ny fahenoana azy. Rehefa nijanona izy ireo, dia nampidininy ny elany.

  • Jaona 12:28, 29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara