FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 14:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Naveriny tamin’ny Israely ny sisin-taniny, nanomboka teo Lebo-hamata*+ ka hatrany amin’ny Ranomasin’i Araba.*+ Izany mantsy no teny nolazain’i Jehovah Andriamanitry ny Israely tamin’ny alalan’i Jona+ mpanompony, zanak’i Amitahy, dia ilay mpaminany avy any Gata-hefera.+

  • Jeremia 52:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Dia namely azy ireo ny mpanjakan’i Babylona, ka namono azy ho faty tao Ribla,+ tany Hamata. Nesorina tamin’ny taniny àry ny Joda ka natao sesitany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara