Isaia 1:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hahita loza ilay firenena mpanota,+Ilay vahoaka efa vesaran’ny fahadisoany,Taranaka ratsy fanahy sy zanaka tena ratsy toetra! Efa nahafoy an’i Jehovah izy ireo,+Sady naniratsira an’Ilay Masin’ny Israely,Ary efa nanome lamosina azy. Jeremia 16:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary ratsy lavitra noho ny nataon’ny razambenareo ny ataonareo.+ Samy mikiry manaraka ny fo ratsinareo ianareo fa tsy mankatò ahy.+
4 Hahita loza ilay firenena mpanota,+Ilay vahoaka efa vesaran’ny fahadisoany,Taranaka ratsy fanahy sy zanaka tena ratsy toetra! Efa nahafoy an’i Jehovah izy ireo,+Sady naniratsira an’Ilay Masin’ny Israely,Ary efa nanome lamosina azy.
12 Ary ratsy lavitra noho ny nataon’ny razambenareo ny ataonareo.+ Samy mikiry manaraka ny fo ratsinareo ianareo fa tsy mankatò ahy.+