Deoteronomia 28:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Halefan’i Jehovah hiady aminao ny fahavalonao, dia hanompo an’ireny ianao+ nefa ianao noana+ sy mangetaheta, sady zara raha mitafy sy tsy manana na inona na inona. Ary hasiany zioga vy eo amin’ny vozonao, mandra-pandringany tanteraka anao.
48 Halefan’i Jehovah hiady aminao ny fahavalonao, dia hanompo an’ireny ianao+ nefa ianao noana+ sy mangetaheta, sady zara raha mitafy sy tsy manana na inona na inona. Ary hasiany zioga vy eo amin’ny vozonao, mandra-pandringany tanteraka anao.