FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 79:2, 3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Nomen’izy ireo ho sakafon’ny voro-manidina ny fatin’ny mpanomponao,

      Ary ho an’ny bibidia ny nofon’ireo tsy mivadika aminao.+

       3 Nataony nandriaka toy ny rano eran’i Jerosalema ny ran’izy ireo,

      Ary tsy misy olona tavela mba handevina azy.+

  • Ezekiela 23:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Ho tezitra be aminao aho, ary izy ireo koa ho romotra be aminao. Dia hotapahiny ny oronao sy ny sofinao, fa ho fatin’ny sabatra kosa izay sisa tavela ao aminao. Hoentiny ny zanakao lahy sy ny zanakao vavy, fa izay sisa tavela eo aminao kosa ho levon’ny afo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara