-
1 Mpanjaka 21:25, 26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
25 Mbola tsy nisy olona hoatran’i Ahaba+ mihitsy, satria tapa-kevitra* hanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy noho ny fampirisihan’i Jezebela+ vadiny. 26 Nanao zavatra faran’izay nahatsiravina i Ahaba. Nanompo an’ireo sampy maharikoriko* izy, hoatran’ny nataon’ny Amorita izay noroahin’i Jehovah hiala teo anatrehan’ny Israelita.’”+
-
-
2 Mpanjaka 21:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Tsy nankatò anefa izy ireo. Ary notaomin’i Manase hanao ratsy foana izy ireo, ka ny ratsy vitan’izy ireo dia mbola mihoatra noho ny nataon’ireo firenena naringan’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny Israelita.+
-