Isaia 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hisy rantsana+ hitsiry avy amin’ny foto-kazon’i Jese,+Ary hisy tsimoka+ hipoitra avy amin’ny fakany ka hamoa. Jeremia 23:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Henoy izao!”, hoy i Jehovah. “Ho avy ny andro hampipoirako tsimoka* marina+ ho an’i Davida. Hisy mpanjaka hitondra+ eo amin’ilay tany. Ho lalin-tsaina izy ary hanao ny rariny sy ny hitsiny.+
11 Hisy rantsana+ hitsiry avy amin’ny foto-kazon’i Jese,+Ary hisy tsimoka+ hipoitra avy amin’ny fakany ka hamoa.
5 “Henoy izao!”, hoy i Jehovah. “Ho avy ny andro hampipoirako tsimoka* marina+ ho an’i Davida. Hisy mpanjaka hitondra+ eo amin’ilay tany. Ho lalin-tsaina izy ary hanao ny rariny sy ny hitsiny.+