Isaia 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Ezekiela 21:26, 27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Daniela 4:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Amosa 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 ‘Amin’izany andro izany, dia hatsangako ny trano rantsankazon’i* Davida+ izay efa nirodana,Ary hotampenako izay gorobaka.*Haveriko amin’ny laoniny izay sisa tsy rava tamin’ilay izy.Hamboariko indray ilay izy dia ho lasa hoatran’ny taloha,+
11 ‘Amin’izany andro izany, dia hatsangako ny trano rantsankazon’i* Davida+ izay efa nirodana,Ary hotampenako izay gorobaka.*Haveriko amin’ny laoniny izay sisa tsy rava tamin’ilay izy.Hamboariko indray ilay izy dia ho lasa hoatran’ny taloha,+