FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezekiela 16:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 “‘Na i Samaria+ aza tsy nahavita ny antsasaky ny fahotana be dia be vitanao. Nataonao betsaka noho ny zavatra maharikoriko nataony ny nataonao. Dia ny rahavavinao indray no lasa hoatran’ny hoe olo-marina, rehefa jerena ny fanao maharikoriko rehetra nataonao.+

  • Ezekiela 22:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ry zanak’olona, vonona hilaza didim-pitsarana momba* an’ilay tanàna mpandatsa-dra+ ve ianao, dia hampahafantatra azy ny zavatra maharikoriko rehetra nataony?+

  • Lioka 11:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 “Hahita loza ianareo, satria manorina ny fasan’ny mpaminany, nefa ny razambenareo no namono azy ireny!+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara