Eksodosy 19:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nidona-tsetroka ny Tendrombohitra Sinay iray manontolo, satria nidina teo amboniny tao anaty afo i Jehovah.+ Niakatra hoatran’ny setroky ny lafaoro fandoroana biriky ny setrok’ilay izy. Ary nihovotrovotra be ilay tendrombohitra manontolo.+ Salamo 97:2, 3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Rahona sy haizim-pito no manodidina azy;+Ny rariny sy ny hitsiny no fototra iorenan’ny seza fiandrianany.+ 3 Misy afo mivoaka eo anatrehany,+Ary mandevona an’ireo fahavalony manodidina azy izany.+
18 Dia nidona-tsetroka ny Tendrombohitra Sinay iray manontolo, satria nidina teo amboniny tao anaty afo i Jehovah.+ Niakatra hoatran’ny setroky ny lafaoro fandoroana biriky ny setrok’ilay izy. Ary nihovotrovotra be ilay tendrombohitra manontolo.+
2 Rahona sy haizim-pito no manodidina azy;+Ny rariny sy ny hitsiny no fototra iorenan’ny seza fiandrianany.+ 3 Misy afo mivoaka eo anatrehany,+Ary mandevona an’ireo fahavalony manodidina azy izany.+