FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 4:30
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 30 Rava ianao izao ka inona no hataonao?

      Efa zatra nitafy ravin-damba mena midorehitra ianao,

      Ary efa zatra niravaka volamena,

      Sy nanao manjamaso mainty mba hanalehibeazana ny masonao.

      Very maina fotsiny anefa ny nanaovanao an’izay hahatsara tarehy anao,+

      Satria efa narian’ireo lehilahy te hanao firaisana taminao ianao.

      Mitady hamono anao* izy ireo izao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara