FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 21:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “‘“Fa manohitra an’ity tanàna ity aho ka loza no hahazo azy fa tsy zava-tsoa”,+ hoy i Jehovah. “Hataoko resin’ny mpanjakan’i Babylona ity tanàna ity,+ dia hodorany.”+

  • Jeremia 32:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Hiditra ato amin’ity tanàna ity ny Kaldeanina izay manafika azy, ka handoro azy. Hodorany+ koa ny trano nanoloran’ny olona fanatitra teny an-tampony, izany hoe nanaovana sorona ho an’i Bala sy nandrarahana fanatitra zava-pisotro ho an’ny andriamani-kafa mba hampahatezitra ahy.’+

  • Ezekiela 22:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Haparitako any amin’ireo firenena ianao, ary haeliko any amin’ny tany samy hafa.+ Hataoko mifarana hatreo ny fitondran-tena maloto fanaonao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara