-
Ezekiela 32:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Hataoko matahotra be ny firenena maro noho ny aminao,
Ary hangovitra sy hihorohoro ny mpanjakany rehefa arangarangako eo alohany ny sabatro.
Hangovitra foana izy ireo, satria samy hatahotra ny ho faty,
Amin’ny andro hianjeranao.’
-