27 Rehefa tonga ny andro hianjeranao, dia hilentika any afovoan-dranomasina daholo+
Ny harenanao, ny entanao, ny entam-barotrao, ny matiloanao, ny tantsambonao,
Ny mpanentsina ny loaka taminao, ny mpivarotra ny entam-barotrao,+ ary ny lehilahy mpiady rehetra,+
Dia ny olona rehetra ao aminao.