Ezekiela 27:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Hidanàka hijery anao ny mponina rehetra any amin’ireo nosy,+Ary hangovitra sy hihorohoro ny mpanjakan’ireny.+ Ho hita be amin’ny endriny hoe mitebiteby izy.
35 Hidanàka hijery anao ny mponina rehetra any amin’ireo nosy,+Ary hangovitra sy hihorohoro ny mpanjakan’ireny.+ Ho hita be amin’ny endriny hoe mitebiteby izy.