-
Mika 4:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 “Amin’izany andro izany”, hoy i Jehovah,
“Dia hovoriko ilay vahoaka nandringa,
Ary hangoniko ilay naparitaka,+
Sy izay nampahoriko.
-
-
Matio 15:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Dia hoy i Jesosy: “Ho any amin’ny ondry very amin’ny taranak’Israely+ ihany no nanirahana ahy.”
-