FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 147:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Manorina an’i Jerosalema i Jehovah;+

      Angoniny ireo Israelita miparitaka.+

  • Isaia 56:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, izay manangona an’ireo Israelita efa niparitaka:+

      “Ankoatra an’izay efa voangona, dia hanangona olon-kafa ho eo amin’izy ireo koa aho.”+

  • Ezekiela 34:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Ezekiela 34:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Ezekiela 37:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Teneno izy ireo avy eo hoe: ‘Izao no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony: “Halaiko avy any amin’ireo firenena nandehanany ny Israelita, ka hangoniko avy any amin’ny vazan-tany efatra, dia hoentiko any amin’ny taniny.+

  • Zefania 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Hamely an’izay rehetra mampijaly anao aho,+ amin’izany fotoana izany.

      Dia hovonjeko ilay vahoaka nandringa,+

      Ary hangoniko ilay naparitaka.+

      Hataoko izay hahatonga azy hoderaina sy halaza*

      Manerana an’ilay tany nanalam-baraka azy.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara