-
Daniela 2:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Dia tezitra sy romotra be ny mpanjaka, ka nanome baiko hoe haringana daholo ny olon-kendry rehetra tao Babylona.+
-
-
Daniela 3:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary izay tsy miankohoka na mivavaka amin’ilay sarivongana, dia hatsipy avy hatrany ao anaty lafaoro misy afo mivaivay.”+
-