-
Daniela 5:31Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
31 Ary i Dariosy+ Medianina no nandray ny fanjakana, tamin’izy 62 taona teo ho eo.
-
-
Daniela 6:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary hitan’i Dariosy hoe tsara raha manendry lehibem-paritany 120 izy hitantana an’ilay fanjakana manontolo.+ 2 Nisy manam-pahefana ambony telo niandraikitra azy ireo, ka anisan’izany i Daniela.+ Nandefa tatitra tsy tapaka tany amin’ireo manam-pahefana ambony ireo ny lehibem-paritany,+ mba tsy hisy fatiantoka ho an’ny mpanjaka.
-