2 Mpanjaka 18:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Dia hoy i Eliakima zanak’i Hilkia, sy Sebna,+ ary Joa tamin’ilay Rabsake:+ “Mba ataovy amin’ny teny aramianina*+ re ny zavatra resahinao aminay mpanomponao e! Azonay ihany mantsy izany. Aza mampiasa fitenin’ny Jiosy fa henon’ny olona eny ambony manda.”+ Ezra 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Nanoratra ho an’i Artaksersesy mpanjakan’i Persa koa ry Bislama sy Mitredata sy Tabela ary ny mpiara-miasa aminy sasany, tamin’ny andron’i Artaksersesy. Nadikany tamin’ny fiteny aramianina+ ilay taratasy, ka soratra aramianina no nanoratany azy.* Isaia 36:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hoy i Eliakima sy Sebna+ ary Joa tamin’ilay Rabsake:+ “Mba ataovy amin’ny teny aramianina*+ re ny zavatra resahinao aminay mpanomponao e! Azonay ihany mantsy izany. Aza mampiasa fitenin’ny Jiosy fa henon’ny olona eny ambony manda.”+
26 Dia hoy i Eliakima zanak’i Hilkia, sy Sebna,+ ary Joa tamin’ilay Rabsake:+ “Mba ataovy amin’ny teny aramianina*+ re ny zavatra resahinao aminay mpanomponao e! Azonay ihany mantsy izany. Aza mampiasa fitenin’ny Jiosy fa henon’ny olona eny ambony manda.”+
7 Nanoratra ho an’i Artaksersesy mpanjakan’i Persa koa ry Bislama sy Mitredata sy Tabela ary ny mpiara-miasa aminy sasany, tamin’ny andron’i Artaksersesy. Nadikany tamin’ny fiteny aramianina+ ilay taratasy, ka soratra aramianina no nanoratany azy.*
11 Dia hoy i Eliakima sy Sebna+ ary Joa tamin’ilay Rabsake:+ “Mba ataovy amin’ny teny aramianina*+ re ny zavatra resahinao aminay mpanomponao e! Azonay ihany mantsy izany. Aza mampiasa fitenin’ny Jiosy fa henon’ny olona eny ambony manda.”+