FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 8:23, 24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “Ary rehefa hifarana ny fanjakan’izy ireo, fa efa tafahoatra loatra* ny ataon’ny mpandika lalàna, dia hisy mpanjaka iray masiaka endrika hitsangana. Tena mahay mamorona tetika* io mpanjaka io. 24 Ho lasa matanjaka be izy io, nefa tsy noho ny herin’ny tenany. Handravarava tsy misy hoatr’izany* izy. Hahomby izy sady ho vitany tsara izay ataony. Dia hataony mitondra faisana ny matanjaka sy ny olona masina.+

  • Daniela 12:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia nanangana ny tanany havia sy havanana nanondro ny lanitra ilay lehilahy nanao akanjo rongony, teo ambonin’ilay renirano. Henoko izy nianiana tamin’ny anaran’Ilay velona mandrakizay,+ hoe: “Hisy fe-potoana iray sy fe-potoana roa ary antsasaky ny fe-potoana.* Raha vao vita ny famotipotehina ny herin’ny olona masina,+ dia ho tanteraka izany rehetra izany.”

  • Apokalypsy 13:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary navela hiady tamin’ny olona masina sy handresy azy ireo izy,+ sady nomena fahefana tamin’ny foko sy vahoaka sy olona samy hafa fiteny* ary firenena rehetra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara