-
Daniela 7:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Nisy renirano afo nikoriana sy nivoaka avy teo anatrehany.+ Arivoarivo* no nanompo azy, ary iray alina ampitomboina iray alina* no nijoro teo anatrehany.+ Dia natomboka ny Fitsarana,+ ka nisy boky nosokafana.
11 “Mbola nijery ihany aho tamin’izay fotoana izay satria henoko ny fireharehan’ilay* tandroka.+ Mbola nijery aho mandra-pamono an’ilay biby, ary natsipy tao anaty afo ny fatiny mba ho may sy ho levona.
-