FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 33:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Hoy izy:

      “Tonga avy any Sinay i Jehovah,+

      Ary avy tao Seira izy no namirapiratra teo amin’izy ireo.

      Namirapiratra sy be voninahitra izy, avy tao amin’ny faritra be tendrombohitr’i Parana.+

      Nisy anjely masina an’alinaliny niaraka taminy,+

      Ary teo ankavanany ny miaramilany.+

  • 1 Mpanjaka 22:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary hoy i Mikaia: “Henoy àry ny tenin’i Jehovah: Nahita an’i Jehovah nipetraka teo amin’ny seza fiandrianany+ aho. Ary ny tafiky ny lanitra manontolo nitsangana teo akaikiny, teo ankavanany sy teo ankaviany.+

  • Salamo 68:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 An’alinaliny ny kalesin’Andriamanitra fitondrany miady, eny, an’arivoarivony.+

      Avy tany Sinay i Jehovah no nankao amin’ny toerana masina.+

  • Hebreo 12:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Fa ny hatoninareo kosa dia Tendrombohitra Ziona+ sy tanànan’ilay Andriamanitra velona, izany hoe i Jerosalema any an-danitra;+ sy anjely an’alinaliny

  • Joda 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Apokalypsy 5:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ary nijery aho dia nahita anjely be dia be nanodidina an’ilay seza fiandrianana sy ny zavamananaina ary ny anti-panahy, sady naheno ny feon’izy ireo. Alinalina* sy arivoarivo ny isan’izy ireo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara