FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 7:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Dia iny koa nisy biby hafa. Io no biby faharoa, ary nitovy tamin’ny orsa ilay izy.+ Ningaina ny ila tenany, ary nisy taolan-tehezana telo teo am-bavany, teo anelanelan’ny nifiny. Ary izao no nolazaina taminy: ‘Mitsangàna dia mihinàna nofo be dia be.’+

  • Daniela 8:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Dia nijery aho, ka nahita ondrilahy iray+ nijoro teo akaikin’ilay renirano. Nanana tandroka roa+ izy io ary samy lava ireo tandroka ireo, saingy lava noho ny anankiray ny iray. Ilay lava kokoa anefa no nipoitra farany.+

  • Daniela 11:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Marina izao zavatra holazaiko aminao izao:

      “Mbola hisy mpanjaka telo hitsangana any Persa, ary ny fahefatra hanangona harena betsaka noho ny an’ny hafa rehetra. Rehefa lasa mahery izy noho ny harenany, dia hoentaniny ny rehetra mba hanafika ny fanjakan’i Gresy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara