Salamo 89:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ny rariny sy ny hitsiny no fototra iorenan’ny seza fiandriananao;+Eo anatrehanao ny fitiavana sy ny tsy fivadihana.+ Isaia 26:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Maniry anao amin’ny foko manontolo aho amin’ny alina,Ary mitady anao mafy aho, ao anatiko lalina ao.+Rehefa mitsara ny tany mantsy ianao,Dia hianatra momba ny fahamarinana ny mponina ao amin’ilay tany.+
14 Ny rariny sy ny hitsiny no fototra iorenan’ny seza fiandriananao;+Eo anatrehanao ny fitiavana sy ny tsy fivadihana.+
9 Maniry anao amin’ny foko manontolo aho amin’ny alina,Ary mitady anao mafy aho, ao anatiko lalina ao.+Rehefa mitsara ny tany mantsy ianao,Dia hianatra momba ny fahamarinana ny mponina ao amin’ilay tany.+