Isaia 55:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nataoko vavolombelona+ eo amin’ireo firenena izy,Sady mpitarika+ sy mpitondra+ an’ireo firenena. Matio 23:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jaona 1:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Nahita an’i Natanaela i Filipo,+ ka hoy izy: “Efa hitanay ilay olona noresahin’i Mosesy ao amin’ny Lalàna sy noresahin’ny Mpaminany, dia i Jesosy zanak’i Josefa,+ avy any Nazareta.” Jaona 1:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Ary hoy i Natanaela: “Raby ô, Zanak’Andriamanitra ianao! Mpanjakan’ny Israely ianao.”+
45 Nahita an’i Natanaela i Filipo,+ ka hoy izy: “Efa hitanay ilay olona noresahin’i Mosesy ao amin’ny Lalàna sy noresahin’ny Mpaminany, dia i Jesosy zanak’i Josefa,+ avy any Nazareta.”