Matio 10:2, 3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ireto avy ny anaran’ny apostoly 12:+ Voalohany, i Simona, antsoina koa hoe Petera,+ sy Andrea+ rahalahiny; Jakoba zanak’i Zebedio sy Jaona+ rahalahiny; 3 Filipo sy Bartolomeo;+ Tomasy+ sy Matio+ mpamory hetra; Jakoba zanak’i Alfeo, sy Tadeo; Lioka 6:13, 14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary niantso ny mpianany izy, rehefa maraina ny andro, ka nifidy 12 lahy tamin’izy ireo, izay nataony hoe apostoly:+ 14 I Simona, izay nantsoiny koa hoe Petera, Andrea rahalahiny, Jakoba, Jaona, Filipo,+ Bartolomeo,
2 Ireto avy ny anaran’ny apostoly 12:+ Voalohany, i Simona, antsoina koa hoe Petera,+ sy Andrea+ rahalahiny; Jakoba zanak’i Zebedio sy Jaona+ rahalahiny; 3 Filipo sy Bartolomeo;+ Tomasy+ sy Matio+ mpamory hetra; Jakoba zanak’i Alfeo, sy Tadeo;
13 Ary niantso ny mpianany izy, rehefa maraina ny andro, ka nifidy 12 lahy tamin’izy ireo, izay nataony hoe apostoly:+ 14 I Simona, izay nantsoiny koa hoe Petera, Andrea rahalahiny, Jakoba, Jaona, Filipo,+ Bartolomeo,