Jaona 1:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Nahita an’i Natanaela i Filipo,+ ka hoy izy: “Efa hitanay ilay olona noresahin’i Mosesy ao amin’ny Lalàna sy noresahin’ny Mpaminany, dia i Jesosy zanak’i Josefa,+ avy any Nazareta.”
45 Nahita an’i Natanaela i Filipo,+ ka hoy izy: “Efa hitanay ilay olona noresahin’i Mosesy ao amin’ny Lalàna sy noresahin’ny Mpaminany, dia i Jesosy zanak’i Josefa,+ avy any Nazareta.”