FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 10:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ny zanakalahin’i Javana dia i Elisaha,+ Tarsisy,+ Kitima,+ ary Dodanima.

  • Nomery 24:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Hisy sambo ho tonga avy any amin’ny morontsirak’i Kitima,+

      Dia hampijaly an’i Asyria+ ireny,

      Sady hampijaly an’i Ebera.

      Ho ringana tanteraka koa anefa izy.”

  • Isaia 23:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ny fanambarana momba an’i Tyro:+

      Midradradradrà, ry sambon’i Tarsisy,+

      Fa noravana ilay seranana ka tsy azo idirana intsony.

      Tany Kitima+ ireny no nilazana an’izany.

  • Jeremia 2:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 ‘Fa mankanesa any amin’ny morontsiraky ny* Kitima,+ ka jereo.

      Maniraha olona ho any Kedara,+ ka diniho tsara,

      Dia jereo raha mba efa nitranga ny zavatra hoatr’izao.

  • Ezekiela 27:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Hazo oaka avy any Basana no nanaovany fivoy ho anao,

      Ary hazo siprey voaravaka ivoara avy any amin’ny nosy Kitima+ no nanaovany ny lohan-tsambo.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara