FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 17:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Hoy koa i Davida: “I Jehovah, ilay namonjy ahy teo an-tanan’ny liona sy ny orsa, no hamonjy ahy eo an-tanan’io Filistinina io.”+ Dia hoy i Saoly taminy: “Mandehana àry! Hanampy anao anie i Jehovah!”

  • Salamo 27:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 I Jehovah no mpanazava+ sy mpamonjy ahy,

      Koa iza no hatahorako?+

      I Jehovah no manda miaro ny aiko,+

      Koa iza no haharaiki-tahotra ahy?

  • Isaia 12:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+

      Hatoky aho ka tsy hatahotra be,+

      Fa i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,

      Ary izy no lasa mpamonjy ahy.”+

  • Daniela 6:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Mamonjy+ sy manafaka izy, ary manao famantarana sy zava-mahagaga eny amin’ny lanitra sy etỳ an-tany,+ satria namonjy an’i Daniela teny am-bavan’ny* liona.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara