FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 58:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 58 “Miantsoantsoa faran’izay mafy, fa aza miahotrahotra mihitsy.

      Ataovy mafy be hoatran’ny feon’anjombona ny feonao,

      Ka lazao amin’ny vahoakako hoe nikomy izy ireo,+

      Ary amin’ny taranak’i Jakoba hoe nanota izy ireo.

  • Jeremia 1:9, 10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Natsotran’i Jehovah ny tanany avy eo, dia nokasihiny ny vavako.+ Ary hoy i Jehovah: “Efa nataoko ao am-bavanao ny teniko.+ 10 Ary omeko fahefana amin’ireo firenena sy fanjakana ianao androany, mba hanongotra sy handrodana, handringana sy handrava, ary hanorina sy hamboly.”+

  • Ezekiela 3:8, 9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Dia ataoko mafy hoatran’ny tarehin’izy ireo ny tarehinao, ary ataoko mafy hoatran’ny handriny ny handrinao.+ 9 Ataoko mafy hoatran’ny diamondra ny handrinao, izany hoe mbola mafy noho ny vatoafo.+ Aza matahotra azy na mihorohoro amin’ny endriny,+ fa taranaka mpikomy izy.”

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara