FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 21:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Fa izao no nolazain’i Jehovah tamiko:

      “Mandehana manendry mpitily, dia asaivo mitantara an’izay zavatra hitany izy.”

  • Isaia 21:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Dia niantsoantso toy ny liona izy hoe:

      “Mijoro mandritra ny andro eto amin’ny tilikambo fiambenana aho, Jehovah ô,

      Ary mijanona eto amin’ny toeram-piambenako aho isak’alina!+

  • Jeremia 6:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Dia nanendry mpitily+ aho hilaza aminareo hoe:

      ‘Henoy ny feon’ny anjombona!’”+

      Hoy anefa ianareo: “Tsy hihaino izahay.”+

  • Ezekiela 33:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara