FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hosea 4:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Na mijangajanga* aza ianao, ry Israely ô,+

      Dia enga anie i Joda mba tsy hanao hoatr’anao!+

      Aza mankany Gilgala+ na Beti-avena,+

      Ary aza mianiana hoe: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah!’+

  • Hosea 12:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Namitaka*+ sy nanao ny tsy marina ny olona tao Gileada.

      Namono omby hatao sorona izy ireo tao Gilgala,+

      Ary hoatran’ny vato mifanaingina eny an-tanimboly ny alitarany.+

  • Amosa 5:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  5 Aza mivezivezy any* Betela anefa,+

      Ary aza mankany Gilgala,+ na miampita mankany Beri-sheba.+

      Fa tsy maintsy hatao sesitany i Gilgala,+

      Ary ho foana tsy hisy intsony* i Betela.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara