-
Josoa 24:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 I Jehovah Andriamanitsika mantsy no nitondra antsika sy ny razambentsika niakatra avy tany Ejipta,+ avy tao amin’ny toerana nanandevozana antsika.+ Izy no nanao an’ireny famantarana lehibe ireny teo imasontsika,+ ary niaro antsika foana teny amin’ny lalana rehetra nalehantsika sy teo anivon’ny firenena rehetra nandalovantsika.+
-