Isaia 34:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Fa tezitra be amin’ny firenena rehetra i Jehovah,+Sady misafoaka amin’ny tafik’izy ireo manontolo.+ Hatokany haringana ireny,Ka haripany.+ Zefania 1:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Akaiky ny andro lehiben’i Jehovah.+ Efa akaiky izy io, sady manatona haingana be.*+ Ho andro mangidy ilay andron’i Jehovah.+ Hitomany mafy ny miaramila, amin’izay fotoana izay.+
2 Fa tezitra be amin’ny firenena rehetra i Jehovah,+Sady misafoaka amin’ny tafik’izy ireo manontolo.+ Hatokany haringana ireny,Ka haripany.+
14 Akaiky ny andro lehiben’i Jehovah.+ Efa akaiky izy io, sady manatona haingana be.*+ Ho andro mangidy ilay andron’i Jehovah.+ Hitomany mafy ny miaramila, amin’izay fotoana izay.+