28 Ary tsy efa voasoratra ao amin’ny boky mirakitra ny tantara tamin’ny andron’ireo mpanjakan’ny Israely ve ny sisa amin’ny tantaran’i Jeroboama, izany hoe izay rehetra nataony, ny heriny, ny ady nataony, ary ny namerenany an’i Damaskosy+ sy Hamata+ tamin’ny Joda sy Israely?