Ezekiela 33:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Hataoko ngazana tanteraka ilay tany.+ Hataoko tsy afaka mirehareha intsony izy. Ary hatao tsy hisy mponina eny amin’ny tendrombohitr’i Israely,+ ka tsy hisy mpandalo intsony. Hosea 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Voaporofo hoe meloka* ny Israely satria nirehareha.+Ny nataon’ny Israely sy Efraima ihany no nahavoa azy,Ary niaraka voa taminy koa ny Joda.+
28 Hataoko ngazana tanteraka ilay tany.+ Hataoko tsy afaka mirehareha intsony izy. Ary hatao tsy hisy mponina eny amin’ny tendrombohitr’i Israely,+ ka tsy hisy mpandalo intsony.
5 Voaporofo hoe meloka* ny Israely satria nirehareha.+Ny nataon’ny Israely sy Efraima ihany no nahavoa azy,Ary niaraka voa taminy koa ny Joda.+