Jeremia 14:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Na dia miampanga anay aza ny fahadisoanay,Dia mba manaova zavatra noho ny anaranao, Jehovah ô!+ Fa efa imbetsaka izahay no nivadika taminao,+Ary taminao izahay no nanota. Daniela 9:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Mba mihainoa, Jehovah ô! Mamelà heloka re,+ Jehovah ô! Mihainoa ka manaova zavatra, Jehovah ô! Aza ela, ry Andriamanitro ô, noho ny anaranao, fa nantsoina tamin’ny anaranao ny tanànanao sy ny vahoakanao.”+
7 Na dia miampanga anay aza ny fahadisoanay,Dia mba manaova zavatra noho ny anaranao, Jehovah ô!+ Fa efa imbetsaka izahay no nivadika taminao,+Ary taminao izahay no nanota.
19 Mba mihainoa, Jehovah ô! Mamelà heloka re,+ Jehovah ô! Mihainoa ka manaova zavatra, Jehovah ô! Aza ela, ry Andriamanitro ô, noho ny anaranao, fa nantsoina tamin’ny anaranao ny tanànanao sy ny vahoakanao.”+