FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 1:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Raha tsy i Jehovah Tompon’ny tafika no namela sisa niangana tamintsika,

      Dia ho efa lasa hoatran’i Sodoma isika,

      Ary ho efa lasa hoatran’i Gomora.+

  • Amosa 7:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Rehefa lanin’ny andiam-balala ny zavamaniry teo amin’ilay tany, dia hoy aho: “Ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô, mba avelao re ny helony e!+ Mbola ho tafavoaka velona* ve i Jakoba? Fa malemy ange izy e!”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara