Hosea 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Na mijangajanga* aza ianao, ry Israely ô,+Dia enga anie i Joda mba tsy hanao hoatr’anao!+ Aza mankany Gilgala+ na Beti-avena,+Ary aza mianiana hoe: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah!’+ Hosea 9:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Tao Gilgala+ izy ireo no nanao ny zava-dratsy rehetra, ka lasa halako izy ireo tao. Horoahiko hiala ao an-tranoko izy ireo satria nanao ratsy.+ Tsy ho tiako intsony izy ireo,+Fa mafy loha ny andrianany rehetra. Amosa 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Aza mivezivezy any* Betela anefa,+Ary aza mankany Gilgala,+ na miampita mankany Beri-sheba.+Fa tsy maintsy hatao sesitany i Gilgala,+Ary ho foana tsy hisy intsony* i Betela.
15 Na mijangajanga* aza ianao, ry Israely ô,+Dia enga anie i Joda mba tsy hanao hoatr’anao!+ Aza mankany Gilgala+ na Beti-avena,+Ary aza mianiana hoe: ‘Raha mbola velona koa i Jehovah!’+
15 “Tao Gilgala+ izy ireo no nanao ny zava-dratsy rehetra, ka lasa halako izy ireo tao. Horoahiko hiala ao an-tranoko izy ireo satria nanao ratsy.+ Tsy ho tiako intsony izy ireo,+Fa mafy loha ny andrianany rehetra.
5 Aza mivezivezy any* Betela anefa,+Ary aza mankany Gilgala,+ na miampita mankany Beri-sheba.+Fa tsy maintsy hatao sesitany i Gilgala,+Ary ho foana tsy hisy intsony* i Betela.